Tena manana ny lanjany tokoa io resaka rano io eo amn’ny fiainan’ny zava-manan’aina rehetra eto ambonin’ny tany indrindra ny zanak’olombelona ; koa mba manao ahoana indray re ny tsy fahampian’izany amin’ny sehatra hafa e ? eo amin’ny tontolo iainana ohatra ?