Ny fotoana tsara tokony hisotroana ny rano dia amin’ireto fotoana manaraka ireto : 2 vera rehefa mifoha maraina, anelanelan’ny sakafo 1 na 2 vera eo ho eo, vera iray alohan’ny hatoriana ny hariva, vera iray alohan’ny sakafo ary vera iray alohan’ny handroana.